Nofinofy (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeko anao mba hanjakanao ny vjwcld habakabaka
Ny kintana azoko hakana hataonao firavaka
Na ny masoandro aza sakanako tsy hatory
Mba hanome aodup hafanana sahaza ny fonao oriory
Vontom-pahoriana,ngolin’ny tsy fananana
Izay mba nirina,tsy misy hananana
Etsy akipio ny masonao roa
F’izay irinao anio ho azonao avokoa
Fa manan-karena nofinofy aho
Ka azoko omena izay rehetra tianao
Raha sendra hetaheta, omeko anao ny Ony
Sotroy izay laninao rehetra,mandra-pahatony
Raha toa sendra mosary ho tolorako sakafo
Na laoka na vary, ny tena tsara sy lafo
Raha sendra hirifiry, omeko mpitsabo ianao
Na firy na firy, eran’izao tontolo izao
Raha te tononkira.serasera.org hitety tany,hanodidina ny tontolo
Na aiza na aiza izany,hataoko hitanao daholo
Raha izay vola foana tsy ho zakanao babena
Tsy avelako ho noana, hampiondanako harena
Raha tianao ny tany sy izay rehetra ao
Raha ilainao izanydia atolotro anao
Aoka!aoka aloha, avelao hitohy ny nofy
Aza mbola mifoha, ny zava-misy tsy mitovy
Ary ianao toa tomany, mangina sombinaina
Ao,manofisa ihany, raha toa izany no ilaina
Fa ny nofy tadidio,itovizana amin’ny maro
Ny maso fotsiny no akimpio,ny saina no ampiakaro
(Fafah-Dadah-Nono)
agumr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 8268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rabobs(mpangataka nonofy)
Daty : 09/12/2002 19:11