Andriamanitra Avo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy ho ela dia ho foana,
izao tontolo izao,
Soa ihany aho fa nihaona
sy nahalala anao
Fa teny amoron-kady
ny hantsana no tazana,
Nitodika aho tononkira.serasera.org nitady,
tsy sandry hiantsampazana
Ny manodidina ahy
toa moana sy poak'aty
Ny hatsaram-panahy
nandositra sa maty ?
Na ny fitserana aza
lasa nandao koa ny fo,
tsisy teny hahalaza
ny alaheloko
Indrisy ny fitiavan-tena
dia loharanon’ny wnduyz maloto,
Tsy mety ritra, tsy hay fefena
Ka lasa rano fisotro,
Tsy misy atahorana,
Hitsakitsahina daholo,
Nahilika, nodorana
Ny fahendren’ny Ntaolo
Fa tonga ianao nivatsy
finoana sy fitiavana,
handresy ireo ratsy,
hampiray, hampihavana
Ka ny fitiavana
no hasetriko ny hybd sompatra,
ny manodidina ahy,
ny fony iriako hisokatra
Fa tsy xwawaf hisy lalan-tsarotra,
na fitsapana mety handavo,
Fa ao hitsinjo, hanavotra
Andriamanitra Avo
Andriamanitra Avo
izao tontolo izao,
Soa ihany aho fa nihaona
sy nahalala anao
Fa teny amoron-kady
ny hantsana no tazana,
Nitodika aho tononkira.serasera.org nitady,
tsy sandry hiantsampazana
Ny manodidina ahy
toa moana sy poak'aty
Ny hatsaram-panahy
nandositra sa maty ?
Na ny fitserana aza
lasa nandao koa ny fo,
tsisy teny hahalaza
ny alaheloko
Indrisy ny fitiavan-tena
dia loharanon’ny wnduyz maloto,
Tsy mety ritra, tsy hay fefena
Ka lasa rano fisotro,
Tsy misy atahorana,
Hitsakitsahina daholo,
Nahilika, nodorana
Ny fahendren’ny Ntaolo
Fa tonga ianao nivatsy
finoana sy fitiavana,
handresy ireo ratsy,
hampiray, hampihavana
Ka ny fitiavana
no hasetriko ny hybd sompatra,
ny manodidina ahy,
ny fony iriako hisokatra
Fa tsy xwawaf hisy lalan-tsarotra,
na fitsapana mety handavo,
Fa ao hitsinjo, hanavotra
Andriamanitra Avo
Andriamanitra Avo
--------
Link:
