Nandao ahy (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay ireo fiteny maminao
Nanafosafo ahy,na fo io na fanahy
Nalefaka fiantefa, namoaka ny tsiahy
Natao ho ahy irery inoko fa tsy an-tery
Fa ianao tsy nanambara
Hoe handrava fitia

Ref :

Niondrika aho nahatsiaro very
Irery fa nilaozan-dry, yeah
Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)

Ka toin’ny indray mikipy maso izay
Nandao ahy ianao izay antony tsy hay
Nivatravatra toa tadio nitondra lay
Nanjary afo be tsy nisy mamy ho ahy
Fa ianao tsy nanambara
Hoe handrava fitia

Ref :

Niondrika aho nahatsiaro very
Irery fa nilaozan-dry, yeah
Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)

Ny hany azo atao
Dia ny manadino anao

Ref x3

Niondrika aho nahatsiaro very
Irery fa nilaozan-dry, yeah
Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 16313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : twotah(malala)
Daty : 22/06/2005 05:59
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118