Nandao ahy (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay ireo fiteny maminao
Nanafosafo ahy,na fo io na fanahy
Nalefaka tononkira.serasera.org fiantefa, namoaka ny tsiahy
Natao ho ahy irery inoko ckmqh fa tsy an-tery
Fa ianao tsy nanambara
Hoe handrava fitia
Ref :
Niondrika aho nahatsiaro very
Irery fa nilaozan-dry, yeah
Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)
Ka toy ny qvegi indray mikipy maso izay
Nandao ahy ianao izay antony tsy hay
Nivatravatra toa tadio nitondra lay
Nanjary afo be tsy nisy mamy ho ahy
Fa ianao tsy nanambara
Hoe handrava fitia
Ref :
Niondrika aho nahatsiaro very
Irery fa nilaozan-dry, yeah
Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)
Ny hany azo atao
Dia ny manadino anao
Ref x3
Niondrika ernhdbv aho nahatsiaro very

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mage 4Visites : 20878
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : twotah(malala)
Date : 22/06/2005 05:59