You are here: home > Tononkira > Mage 4

M'namela mamy (Mage 4)

Niery ilay namanay
Namela mamy izy izay
Tsy nofy, tsy teny vazivazy ireny
Fahanginana no azo atao
Ilay Avo no nanao izao
Na marary aza ireo fery
Raisinay ho hery

Refrain:
Na maro aza ireo fakam-panahy
Ny aty iray tsy niova e
Ireo vitononkira.serasera.orgtan'ilay rahalahy
Hajoro tsy ho rava e

Ireo hirany nampiseho
Tantaram-piainana feno
Ireo namana tia tokoa sy babo avokoa
Izao fisarahana izao
Ny fiadanana anie miandry anao
Izahay tsy ho irery
Aza avela ho very

Refrain...

Solo....

Refrain...


A/C: Elysé

Mpihira : Mage 4
Mpamaky : 747
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rlafatra88
Tamin'ny : 07/03/2020 21:30:13
ID : 12596

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo