M'namela mamy (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niery ilay namanay
Namela mamy liodjbx izy izay
Tsy tononkira.serasera.org nofy, tsy teny uhzdslk vazivazy ireny
Fahanginana no azo atao
Ilay Avo no nanao izao
Na marary aza ireo fery
Raisinay ho hery
Refrain:
Na maro aza ireo fakam-panahy
Ny aty iray tsy jlmre niova e
Ireo vitan'ilay rahalahy
Hajoro tsy ho rava e
Ireo hirany nampiseho
Tantaram-piainana feno
Ireo namana tia tokoa sy babo avokoa
Izao fisarahana izao
Ny fiadanana anie miandry anao
Izahay tsy ho irery
Aza avela ho very
Refrain...
Solo....
Refrain...
A/C: Elysé
Namela mamy liodjbx izy izay
Tsy tononkira.serasera.org nofy, tsy teny uhzdslk vazivazy ireny
Fahanginana no azo atao
Ilay Avo no nanao izao
Na marary aza ireo fery
Raisinay ho hery
Refrain:
Na maro aza ireo fakam-panahy
Ny aty iray tsy jlmre niova e
Ireo vitan'ilay rahalahy
Hajoro tsy ho rava e
Ireo hirany nampiseho
Tantaram-piainana feno
Ireo namana tia tokoa sy babo avokoa
Izao fisarahana izao
Ny fiadanana anie miandry anao
Izahay tsy ho irery
Aza avela ho very
Refrain...
Solo....
Refrain...
A/C: Elysé
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mage 4Visites : 2567
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rlafatra88
Date : 07/03/2020 22:30
