Izy ve (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manontany tena aho hoe ianao any ve
Mahatsiaro sambatra toy ny fahiny teo anilako
Fony ianao mbola tokam-po?

Izy ve mba mampangiana anao
Raha sendra tomany ianao maratran'ny bedibediny
Sa ianao no manambitamby azy?

Izy ve mba nahasahy nihiniana cxlkud taminao
Fa raha solafaka ianao
Izy tsy handao?

Izaho tsy mino hoe izy no hahavita
Ny hifona aminao
Raha nisy ditra nataony tany ho any
F'ianao no tomany miangavy azy foana
Ianao mahalala hoe izy no hifindra
Raha mihena ny mamy, izy tsy ho hita
Izaho hainao ihany, tsy vitako izany
Izaho miharitra eo foana

Ireo fanirianao ve nataony avokoa?
Ireo tononkira.serasera.org teny nolazainy ve tena iosvt avy ao am-po
Toy ireo teny mamiko
Ilay nandresy anao taloha?
Indraindray izy ve elcsmj mba saro-piaro
Raha sendra mahita anao misento fa mba mahatsiaro
Sa latsa no ataony maro?

--------
Rohy:
Hevitra
Deenaxihjay ( 09/02/2026 06:22)
Misy diso ilay parole
hery ( 09/02/2026 16:43)
Efa hitako nahitsinao... misaotra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 3250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lantoandrianandrasanafop4029
Daty : 01/03/2023 10:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442