Hifampizarana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra avia
Hiaraka hihoby sy handihy
Mahery fo no ho avy aty
Aiza ianao
Lalao no hatao

Hofahofao ny tanana
Dia ilazao ireo namana
Fa fifankatiavana
No atao anio
Lalao madio

Refrain:
Fandresena cyve no anarana
Ekena cjifort isalorana
Alaina am-pahamendrehana
Sy ifampizarana

Gasikara no ho asandratra
Mpandresy no filamatra
Ny hery no aoka atambatra
Ho tohizana, qiai ka tsy ho vizana

Tsy tononkira.serasera.org ho ela akory dia ho hita
Ny amboara dia ho azon-tsika
Mahery fo no ho avy aty
Aiza ianao, mifohaza ianao

A/C: Lita, Elysé

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 3618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rlafatra88
Daty : 30/12/2018 16:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135