Hira Ho Anao Ry Neny (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity misy hira ho anao
Hira ho anao ry Neny
Neny tsy mba foiko izao
Ka kaloiko ombieny ombieny

Fahiny mantsy Ianao
Nandrotsirotsy tamin-kira
Anjarako kosa izao
No manome sovenira

Tiako ho fantatrao
Ity hira hokaloiko
Fa hamalifaly utjq Anao
Ry Neny tsy ho hadinoiko

Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako Anao
Tsy mba ho aiko rdbb ho adinoina
Ireo soa vitanao

Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia malahelo
Dia tononkira.serasera.org ndhhoppw mbola hihira ho Anao

A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)
Visites : 248
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 12/07/2026 05:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405