Hira Ho Anao Ry Neny (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity misy hira ho anao
Hira ho anao ry Neny
Neny tsy mba foiko ksmyepu izao
Ka kaloiko ombieny ombieny
Fahiny mantsy Ianao
Nandrotsirotsy tamin-kira
Anjarako kosa izao
No manome rakat sovenira
Tiako ho fantatrao
Ity hira hokaloiko
Fa hamalifaly Anao
Ry Neny tsy ho hadinoiko
Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako Anao
Tsy swydg mba ho aiko ho adinoina
Ireo soa vitanao
Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia malahelo
Dia tononkira.serasera.org mbola hihira ho Anao
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
Hira ho anao ry Neny
Neny tsy mba foiko ksmyepu izao
Ka kaloiko ombieny ombieny
Fahiny mantsy Ianao
Nandrotsirotsy tamin-kira
Anjarako kosa izao
No manome rakat sovenira
Tiako ho fantatrao
Ity hira hokaloiko
Fa hamalifaly Anao
Ry Neny tsy ho hadinoiko
Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako Anao
Tsy swydg mba ho aiko ho adinoina
Ireo soa vitanao
Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia malahelo
Dia tononkira.serasera.org mbola hihira ho Anao
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)Hits : 250
Likes : 1 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/07/2026 05:03
