Soa fa nisy anao (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manan-kambo intsony fa lasanao ny fo
Latsaka lalina, ianao no andrandraina (hanarina)*2
Zay sitrakao noezahina natao
Babonao aho, matahotra (ny hilaozanao)*2
Ireo ditra fanaoko taloha
Dia efa nafoiko avokoa.
Réf:Soa fa nisy anao
Nanova ny fainako e! Marina e!
Raha tsy teo ianao
Asa izay niafarana
Fa dia nigagana
Raha tsy hilaza afa tsy ny toaka
Migoka isan’andro eo imasom-bahoaka
Aoka izay(2)
Mamoafady ny fitiavam-behivavy
Be ny mitaraina satria nambakaina hoe (tiako be)*2
Tafiditra anatin’ny aizimpito
Ianao no hanazava mba nanilo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 4954
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 04/08/2003 13:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117