N'iza n'iza (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref :N’iza (2) izy olon’ambony
n’iza (2) olona mana-mbola
jngzaoy fa malemy hatrany be dia be ireo mitomany
fa mbola ampijalin’io fitiavana tononkira.serasera.org io
Tsy hay ferina raha io fitiavana io
na tsy hisoka-bava aza
na koa hisaron-tava
ny fihetsika ihany dia manambara
Ny zava-misy toa mifanohitra
fa ny qcpruy tsiky indray nandositra
toa tsy mihery toa mangovitra
ny any anaty tsy miovitra
Tsy voafetra ny herin’ny pmonu fitivana
tsy vitsy ny mifankatia nefa mpihavana
tsy hay nanarina lalim-paka
loatra angamba sa adalana
Na aizim-pito na alaviran-tany
tsy rarahina fa mamikiviky hatrany
lavitry ny fitaintainana
matoky ny fisainana
n’iza (2) olona mana-mbola
jngzaoy fa malemy hatrany be dia be ireo mitomany
fa mbola ampijalin’io fitiavana tononkira.serasera.org io
Tsy hay ferina raha io fitiavana io
na tsy hisoka-bava aza
na koa hisaron-tava
ny fihetsika ihany dia manambara
Ny zava-misy toa mifanohitra
fa ny qcpruy tsiky indray nandositra
toa tsy mihery toa mangovitra
ny any anaty tsy miovitra
Tsy voafetra ny herin’ny pmonu fitivana
tsy vitsy ny mifankatia nefa mpihavana
tsy hay nanarina lalim-paka
loatra angamba sa adalana
Na aizim-pito na alaviran-tany
tsy rarahina fa mamikiviky hatrany
lavitry ny fitaintainana
matoky ny fisainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 6990
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narindra
Daty : 14/06/2004 03:40
