Jamba aminao (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tena moa tena tia ka dia adala
Nanaiky izay nolazainao tsy nihambahamba
Zarako aza ianao mba nanome fotoana
Dia faly ery ity foko fa handeha hihaona.

Kinanjo zavatra hafa
Toy nilatsaham-baratra aho
Nareo nifamihina be no tazako teo
Ouh! ouh!

Ref:
Nataonao kilalao
Ilay fitiavako efa jamba taminao
Maninona aho no atao toy izao.
Teo vao tsapa fa
Filahany tsy mahita no nanaovana ahy
Tena fay, fay! fay! fay!

.............................

'Zah tsy hiantso tody ilay olon-tiko eh!
Tsy hay mantsy izay fiovan'ny hampitso
Fa dia mbola manantena anao foana
Handrasako izay fifadikin'ny taona.

Tsy hay kosehina ato
Anaty raha ianao
Latsam-paka loatra tsy azo atao
Ouh! ouh!

Ref:
Nataonao kilalao
Ilay fitiavako efa jamba taminao
Maninona aho no atao toy izao.
Teo vao tsapa fa
Filahany tsy mahita no nanaovana ahy
Tena fay, fay! fay! fay! (x2)
............................
Ref:
Nataonao kilalao
Ilay fitiavako efa jamba taminao
Maninona aho no atao toy izao.

Teo! teo! teo vao tsapa fa
Filahany tsy mahita no nanaovana ahy
Tena fay, fay! fay! fay!

Nataonao, nataonao, nataonao, Kilalao!
Ieh ieh ieh!!!............. ôôh!
Teo vao tsapako fa..... oh!

Teo vao tsapa fa
Filahany tsy mahita no nanaovana ahy
Tena fay, fay! fay! fay!
Fay!....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 2520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/06/2019 12:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0791