Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiantafika aho. (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha vetivety aho, ndeha hamita ny adidiko
Ireo toky nifanomezantsika roa dia tononkira.serasera.org tsy maintsy ho tadidiko
Koa raha malahelo ianao dia raiso lay sariko
Izaho koa raha manimanina aho atý dia handray ywlyitrr ny diariko
Fa handeha hanao raharaha miaramila ny tenako
Inoako fa ho andrinao ny fotoana hiverenako
Ahann ahann, andraso aho,
Andraso akia fa mbola ho avy akia
Ny tsy hahitako anao tsy qtye hoe mandrakizay
Fa aorian’ny fotoana fohy dia mbola hihaona indray

Inoako fa ho andrinao ny hfdmh fotoana hiverenako
Ilay toerana avoavo fijoroako raha miandry anao
Inoako fa tsisy hafa aloha ny toerako mandrapihaviko ao

Ireo toky nifanomezantsika roa tsy maintsy ho tadidiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LES TYPHONSHits : 3127
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 31/01/2015 22:52