You are here: home > Tononkira > LES JUVES

ASAN'NY FANAHY (LES JUVES)

https://tononkira.serasera.org/hira/les-juves/asanny-fanahy

                      ASAN'NY FANAHY                              
1) Mandehana araka ny Fanahy
Dia tsy ahatanteraka filàn-dratsy hianareo
Manekè tarihin'ny Fanahy
Dia tsy ho ambanin'ny lalàna hianareo
                
   REFRAIN
                  Raha velon'ny Fanahy isika
                  Dia aoka andeha araka ny Fanahy
                 Aok'isika tsy handrani-tena foana
            Tsiky dia ampy     Ka hifanaratsy sy hifampihalona

2) Aza mandeha araka ny nofo
Ka hanao ny filan-dratsy hianareo
Fa ny nofo anie ka mamitaka eeh
Mba tsy handovanao Fanjakan'ny Lanitra

           3)  Fa ny nofo manohitra Fanahy
             Dia ny andehananao amin'ny maizina
             Ary miavaka vokatry ny Fanahy
             Dia Fanaovan-tsoa sy ny Fahamarinana



LES JUVES
Mardi le 20/10/2020 à 05h 47 min
Vavatenina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 146
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 11/01/2021 21:31:36
ID : 13301

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo