Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy very ny miaraka aminao (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tìko, Tìko, tìko
Ny miaraka amin'i Jesô
Fa mahery, Mahery, Mahery aho
Satria manana Anao
Tìko, Tìko, tìko
Ny miaraka amin'i Jesô
Fa mahery, Mahery, Mahery aho
Satria manana Anao
Refrain:
Izahay zanaka Ambohidavenona é
Faly tononkira.serasera.org fa manana an'ilay zoky mpiaro é
Nareo tsy mandray uzqugdp azy dia tena hanenina é!
Any amin'ny Elo nareo no mifangaro é
Izahay zanaka Ambohidavenona é
Faly fa manana an'ilay zoky mpiaro é
Nareo tsy mandray azy dia tena hanenina é!
Any amin'ny Elo nareo no mifangaro Ôô..!
2-Tsy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa mubsudok misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
sy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
Tsy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy lkgxj mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
(Laurin Ambohidavenona)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LaurinHits : 183
Likes : 0 Like
Created by : laurinyan1
Date : 01/03/2026 08:18