Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy very ny miaraka aminao (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tìko, Tìko, tìko
Ny miaraka amin'i Jesô
Fa mahery, Mahery, Mahery aho
Satria manana Anao
Tìko, Tìko, tìko
Ny miaraka amin'i Jesô
Fa mahery, Mahery, Mahery aho
Satria manana Anao
Refrain:
Izahay zanaka Ambohidavenona é
Faly fa ktelte manana an'ilay zoky mpiaro é
Nareo tsy mandray azy dia tena hanenina é!
Any amin'ny Elo nareo no mifangaro é
Izahay zanaka Ambohidavenona é
Faly fa mbjkvmfp manana an'ilay zoky mpiaro é
Nareo tsy mandray azy dia tena hanenina é!
Any amin'ny Elo nareo no mifangaro Ôô..!
2-Tsy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy mijery é, mijery geryzb é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
sy Very é, Tsy very é, tsy tononkira.serasera.org véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
Tsy Very é, Tsy very é, tsy véry é!
Ny fanantenàko tsy very é!
Mahatsapa aho fa misy mijery é, mijery é, mijery é!
Sy miahy aho ry zareo e!
(Laurin Ambohidavenona)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LaurinVisites : 181
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : laurinyan1
Date : 01/03/2026 08:18