You are here: home > Tononkira > Lalao Rabeson

NY FITIA (Lalao Rabeson)


Ny fitia no mampifankatia
Misy nofinofy mamy
Ny fitia no mampitia
Ary koa mampitomany

Ireo milaza fa hoe mifankatia
Sy ireo mody manao izany
Dia mino fa hoe mifankatia
Nefa tsy afaka hitomany

Ny fitia dia fijaliana
Atononkira.serasera.orgry koa fitomaniana
Fa ireo ’zay tsy mba mitomany
Dia tsy afaka hitia
Ranomaso sy tomany
No ilaina raha hitia

O ry Lala, o ry Tiako
Ianao no hitomaniako

Fa raha mbola eto an-tany
Raha izay no sitrakao
Hitomany aho hitomany
Mba hitiavako anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lalao Rabeson
Mpamaky : 12830
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RASOLOHERY Mamy
Tamin'ny : 06/06/2002 16:41:34
ID : 711

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo