Ireo andro lasa (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa vao omaly, ireo androm-pahoriana
Nandaozanao tononkira.serasera.org ahy ry tiana
Ka zary moana sy mangina
Mampijaly izato fo odsvexa voarasarasa
Ireo zavatra izay nokinasa
Tsiaro anao ry andro lasa
Nahoana hianao no nandao ka tsy niteny
sdvo Raha toa nisy fahadisoako tamin’ireny
Mamelà ny adalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny
bnwajf Nahoana ianao no nandao ka tsy niteny
Raha toa nisy fahadisoako tamin’ireny
Mamelà ny hadalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny
Ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouhouhouhhh
Nandaozanao tononkira.serasera.org ahy ry tiana
Ka zary moana sy mangina
Mampijaly izato fo odsvexa voarasarasa
Ireo zavatra izay nokinasa
Tsiaro anao ry andro lasa
Nahoana hianao no nandao ka tsy niteny
sdvo Raha toa nisy fahadisoako tamin’ireny
Mamelà ny adalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny
bnwajf Nahoana ianao no nandao ka tsy niteny
Raha toa nisy fahadisoako tamin’ireny
Mamelà ny hadalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny
Ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouhouhouhhh
--------
Lien:
Commentaires
tiavinamarina
(
04/09/2019 15:44)
Yesterday_The Beatles
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lalao RabesonVisites : 4633
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tiavinamarina
Date : 05/09/2019 22:24
