Avelao aloha... (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bfdlxo Tena tampoka amiko ny teninao
Vahotra dia vahotra klii aho ny hamaly anao
Ny ato an-tsaiko aloha dia izao:
miangavy aho, avelao,
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Dia nientana ity fo raha hoe tononkira.serasera.org hitia
Mbola tsy haiko, tsy haiko aloha sao sanatria
Ny safidiko dia izao:
miangavy aho, avelao,
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Rahampitso mkprwrdh dia ho andro vaovao
Aleo ny alina hitondra saina vao
Ny eritreritro avelao
hamakafaka izay ho atao
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Vahotra dia vahotra klii aho ny hamaly anao
Ny ato an-tsaiko aloha dia izao:
miangavy aho, avelao,
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Dia nientana ity fo raha hoe tononkira.serasera.org hitia
Mbola tsy haiko, tsy haiko aloha sao sanatria
Ny safidiko dia izao:
miangavy aho, avelao,
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Rahampitso mkprwrdh dia ho andro vaovao
Aleo ny alina hitondra saina vao
Ny eritreritro avelao
hamakafaka izay ho atao
Avelao hisaina kely aho, avelao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 6105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jovany
Daty : 06/03/2006 14:46
