Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avelao aloha... (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tampoka amiko ny teninao
Vahotra dia vahotra aho ny hamaly anao
Ny ato an-tsaiko aloha xmakoo dia izao:
miangavy juliih aho, avelao,
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Dia nientana tononkira.serasera.org ity fo raha hoe hitia
Mbola tsy haiko, tsy haiko aloha sao sanatria
Ny safidiko dia izao:
miangavy aho, avelao,
Avelao hisaina kely wvxtygx aho, avelao...
Rahampitso dia ho andro vaovao
Aleo ny alina hitondra saina vao
Ny eritreritro avelao
hamakafaka izay ho atao
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Vahotra dia vahotra aho ny hamaly anao
Ny ato an-tsaiko aloha xmakoo dia izao:
miangavy juliih aho, avelao,
Avelao hisaina kely aho, avelao...
Dia nientana tononkira.serasera.org ity fo raha hoe hitia
Mbola tsy haiko, tsy haiko aloha sao sanatria
Ny safidiko dia izao:
miangavy aho, avelao,
Avelao hisaina kely wvxtygx aho, avelao...
Rahampitso dia ho andro vaovao
Aleo ny alina hitondra saina vao
Ny eritreritro avelao
hamakafaka izay ho atao
Avelao hisaina kely aho, avelao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalao RabesonHits : 5955
Likes : 0 Like
Created by : Jovany
Date : 06/03/2006 14:46
