Teny mamy (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny vao omaly ilay andro anakiray
Nanaovatsika teny mamy
Nifampively rano sy niara-nanao voady
Hiaradia ho mandramaty
Ka ho avaoziko androany
Ilay teny mamy tsika roa iny

Fa tsy miova, eny tsy miova
Vita fatomaty, eny mandramaty
Ny amintsika roa

Matokisa ianao izao
Fa izao efa anao anao anao
Matokisa ianao izao
Fa izao efa anao anao anao

Izaho aloha tsy handainga
Fa ny foko tena maty aminao
Ianao no vovok'aina mahasambatra
Ny ao anatiko ao
Ka omeko anao ilay teny mamy

Fa tsy miova, eny tsy miova
Vita fatomaty, eny mandramaty
Ny amintsika roa
I love you forever
I love you forever..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 6124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/07/2016 09:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734