He hôsana (3 ème Album) (KTKB (Edena vaovao Morondava))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : He hôsana ! wspmicq Isaorana ny Tompo,
Ka hobio ! Derao ny Tompo,
ixytd Fa mpamonjy tsy mandao,
Amin’ny loza ‘zay nihatra aminao,
Amen !
1 - ô ! Ry sakaiza mba fantatrao ve ?
Fa Jesosy no tena rehare,
Araho izy fa toky tsy mandao,
Ka mitsiky no neriev tononkira.serasera.org hiraina toy izao,
2 - ô ! Mba hevero ny fijaliany,
Nohomboina sy nofantsihana,
Hamonjy anao no zavatra iriny,
Mba hanala ny hota lovanao,
Ka hobio ! Derao ny Tompo,
ixytd Fa mpamonjy tsy mandao,
Amin’ny loza ‘zay nihatra aminao,
Amen !
1 - ô ! Ry sakaiza mba fantatrao ve ?
Fa Jesosy no tena rehare,
Araho izy fa toky tsy mandao,
Ka mitsiky no neriev tononkira.serasera.org hiraina toy izao,
2 - ô ! Mba hevero ny fijaliany,
Nohomboina sy nofantsihana,
Hamonjy anao no zavatra iriny,
Mba hanala ny hota lovanao,
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTKB (Edena vaovao Morondava)Hits : 1032
Likes : 0 Like
Created by : TSIOHARY Sambiheviny Maximin
Date : 08/05/2021 10:07
