Tsy mba mandao Jeso (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, hidera an'i Jehovah aho
Raha mbola miaina koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro tononkira.serasera.org aho
Raha mbola velona koa
Hanandram-peo
Hihoby ho an'i Jehovah aho
Tompo Andriamanitro
Eny hankalaza aho
Hihira ho Azy aho
Lay vatolampiko
Raha mitodika ltxsfxnd ny lasa aho
Dia mahita fa tsara Jehovah
Raha mijery ny ankehitriny
Be famindrampo Andriamanitra
Raha mibanjina ny ho avy kosa aho
Tsapako ny fugd fitiavanao
Tsy mahafoy, tsy mba mandao
Mhm! Ianao
Ho anao anie ny voninahitra
Taona maro no efa lasa
Nisotroana asbmo izay mamy, mangindy
Tao ny tsiky, tao ny ratra
Ankehitriny fahasoavana
Dia mitohy izao ny fiderana
Noho ny fitiavanao
Tsy mba mandao, tsy mba mandao
Mhm!
Haleloia, haleloia amen
Koraita 2008
Raha mbola miaina koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro tononkira.serasera.org aho
Raha mbola velona koa
Hanandram-peo
Hihoby ho an'i Jehovah aho
Tompo Andriamanitro
Eny hankalaza aho
Hihira ho Azy aho
Lay vatolampiko
Raha mitodika ltxsfxnd ny lasa aho
Dia mahita fa tsara Jehovah
Raha mijery ny ankehitriny
Be famindrampo Andriamanitra
Raha mibanjina ny ho avy kosa aho
Tsapako ny fugd fitiavanao
Tsy mahafoy, tsy mba mandao
Mhm! Ianao
Ho anao anie ny voninahitra
Taona maro no efa lasa
Nisotroana asbmo izay mamy, mangindy
Tao ny tsiky, tao ny ratra
Ankehitriny fahasoavana
Dia mitohy izao ny fiderana
Noho ny fitiavanao
Tsy mba mandao, tsy mba mandao
Mhm!
Haleloia, haleloia amen
Koraita 2008
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:29
