Tsy mba mandao Jeso (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, hidera an'i Jehovah aho
Raha mbola miaina koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro aho
Raha mbola velona koa
Hanandram-peo
Hihoby ho an'i Jehovah aho
Tompo Andriamanitro
Eny hankalaza tononkira.serasera.org aho
Hihira ho Azy aho
Lay ufhhi vatolampiko
Raha mitodika ny lasa aho
Dia mahita fa tsara Jehovah
Raha mijery ny ankehitriny
Be famindrampo Andriamanitra
Raha mibanjina ny ho avy kosa aho
Tsapako ny fitiavanao
Tsy iimdddgx mahafoy, tsy mba mandao
Mhm! Ianao
Ho anao anie ny voninahitra
Taona maro no efa lasa
Nisotroana izay mamy, mangindy
Tao ny tsiky, tao ny ratra
Ankehitriny fahasoavana
Dia mitohy izao ny sgqo fiderana
Noho ny fitiavanao
Tsy mba mandao, tsy mba mandao
Mhm!
Haleloia, haleloia amen
Koraita 2008
Raha mbola miaina koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro aho
Raha mbola velona koa
Hanandram-peo
Hihoby ho an'i Jehovah aho
Tompo Andriamanitro
Eny hankalaza tononkira.serasera.org aho
Hihira ho Azy aho
Lay ufhhi vatolampiko
Raha mitodika ny lasa aho
Dia mahita fa tsara Jehovah
Raha mijery ny ankehitriny
Be famindrampo Andriamanitra
Raha mibanjina ny ho avy kosa aho
Tsapako ny fitiavanao
Tsy iimdddgx mahafoy, tsy mba mandao
Mhm! Ianao
Ho anao anie ny voninahitra
Taona maro no efa lasa
Nisotroana izay mamy, mangindy
Tao ny tsiky, tao ny ratra
Ankehitriny fahasoavana
Dia mitohy izao ny sgqo fiderana
Noho ny fitiavanao
Tsy mba mandao, tsy mba mandao
Mhm!
Haleloia, haleloia amen
Koraita 2008
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 517
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:29
