Tompo tia ô (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana, fa ny rà soan'i Kristy, toy ny ran'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina" -1Petera 1:18-19-TOMPO TIA Ô-
And 1:
Tompo tia ô, eny mamy loatra
Ny fitiavanao ny navotanao
Fa fitiavana mamy tena mamy
No natolotrao re ka misaotra
Fiv :
Fa tsy volafotsy na koa volamena
No atolotrao re ho anay mpanota
Fa ny ranao soa tsy misy kilema
No natolotrao re ka misaotra
And 2:
Tonga teto Ianao nanadio ny lotonay
Tsy nandray anefa ny olona tety
Novonoina Ianao fa natsangana indray
Velona Ianao re, velona tokoa
Fiv : ....
KORAITA 2003
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 12/04/2025 21:00
