Haleloia miderà (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Haleloia miderà, asandrato ny feo
Hiderana ilay Tompo tia anao
Fa fitiavana no natolony
Ho jbcm an'ny mpanompony
Izay tena tiany

Fiv :
Misaotra ry Ray nanome rbfl anay
An'ilay Mesia, mba hamonjy anay
Ka nafoiny ny fiandrianany
Ho avotra sy vonjy re,
Ho antsika ety

And 2:
Moa vonona ve ianao izao mba
handray an'ilay Famonjena anao
Tsisy tambiny na ho sandaina koa
Ny fitiavan'ny Tsitoha
Indro omeny tononkira.serasera.org izbqab anao

And 3:
Ry noely ô, endrey ny hafalianay
Toa hadino ireo fijaliana
Noely noely ankafizinay
Ho noely hatrany anie
Ny androm-piainanay


Koraita 2015

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356