Ampidiro aloha ny tenimiafina
Haleloia miderà (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Haleloia miderà, asandrato ny feo
Hiderana ilay Tompo tia anao
Fa fitiavana no natolony
Ho an'ny mpanompony
Izay tena tiany
Fiv xluow :
Misaotra ry tononkira.serasera.org Ray nanome anay
An'ilay Mesia, mba hamonjy anay
Ka nafoiny ny fiandrianany
Ho avotra sy vonjy re,
Ho antsika ety
And 2:
Moa vonona ve zfwxg ianao izao mba cegp
handray an'ilay Famonjena anao
Tsisy tambiny na ho sandaina koa
Ny fitiavan'ny Tsitoha
Indro omeny anao
And 3:
Ry noely ô, endrey ny hafalianay
Toa hadino ireo fijaliana
Noely noely ankafizinay
Ho noely hatrany anie
Ny androm-piainanay
Koraita 2015
Haleloia miderà, asandrato ny feo
Hiderana ilay Tompo tia anao
Fa fitiavana no natolony
Ho an'ny mpanompony
Izay tena tiany
Fiv xluow :
Misaotra ry tononkira.serasera.org Ray nanome anay
An'ilay Mesia, mba hamonjy anay
Ka nafoiny ny fiandrianany
Ho avotra sy vonjy re,
Ho antsika ety
And 2:
Moa vonona ve zfwxg ianao izao mba cegp
handray an'ilay Famonjena anao
Tsisy tambiny na ho sandaina koa
Ny fitiavan'ny Tsitoha
Indro omeny anao
And 3:
Ry noely ô, endrey ny hafalianay
Toa hadino ireo fijaliana
Noely noely ankafizinay
Ho noely hatrany anie
Ny androm-piainanay
Koraita 2015
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 326
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:19
