Asandratray (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Asandratray ny anaranao
Andriamanitra, Ray Tsitoha
Hihira ny fihiram-baovao
Ry matory, andeha mifoha

Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao

And 2:
Anio no fotoana
Nomena anao mba hanompoana
ny vavaka asandratra
hanasitrana ny maratra

Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao

Fa masina Ianao


Koraita 2017
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762