Asandratray (KORAITA (FJKM ANDROVA VAOVAO FAMONJENA - MAHAJANGA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:Asandratray ny anaranao
Andriamanitra, Ray Tsitoha
Hihira ny fihiram-baovao
Ry matory, andeha mifoha
Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao
And 2:
Anio no fotoana
Nomena anao mba hanompoana
ny vavaka asandratra
hanasitrana ny maratra
Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao
Fa masina Ianao
KORAITA 2017
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KORAITA (FJKM ANDROVA VAOVAO FAMONJENA - MAHAJANGA)Visites : 23
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 18/11/2024 21:23