Ô mifalia ry voavonjy (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ô mifalia ianao, ô ry voavonjy pysljd ô
Fa ilay Mesia tonga ho anao
Hanavotra sy hamonjy ny olona
Anatin'ny haizina
Sy ny fahotana maro
Ô miravoa ary koa hqauasum mifalia
Ô ry mpanota
Tonga mba ho anao i Mesia
Fiv :
Venteso ny hira hanako
Fa teraka Jeso, Izy no Mesia
Ô mifalia izao, teraka ilay Jeso
Tonga teto an-tany
Mietry ho ambany
Mba hamonjy ahy sy ianao
Anatin'ny ota maro
Ry noely mitondra hafaliana
Amin'ny isam-baravarana
Venteso ny hira hanako
Fa tononkira.serasera.org teraka Jeso, Izy no Mesia
And 2:
Nanetry tena ka tonga olombelona
Nafoiny ny fiandrianany
Noho amtvda ilay fitiavany anao
Ka tranon'omby mahantra
No indro mba natoriany
Ô asandrato hanaka-danitra
Ny hiranao fa
Tonga ny zanak'Andriamanitra
Koraita 2016
Ô mifalia ianao, ô ry voavonjy pysljd ô
Fa ilay Mesia tonga ho anao
Hanavotra sy hamonjy ny olona
Anatin'ny haizina
Sy ny fahotana maro
Ô miravoa ary koa hqauasum mifalia
Ô ry mpanota
Tonga mba ho anao i Mesia
Fiv :
Venteso ny hira hanako
Fa teraka Jeso, Izy no Mesia
Ô mifalia izao, teraka ilay Jeso
Tonga teto an-tany
Mietry ho ambany
Mba hamonjy ahy sy ianao
Anatin'ny ota maro
Ry noely mitondra hafaliana
Amin'ny isam-baravarana
Venteso ny hira hanako
Fa tononkira.serasera.org teraka Jeso, Izy no Mesia
And 2:
Nanetry tena ka tonga olombelona
Nafoiny ny fiandrianany
Noho amtvda ilay fitiavany anao
Ka tranon'omby mahantra
No indro mba natoriany
Ô asandrato hanaka-danitra
Ny hiranao fa
Tonga ny zanak'Andriamanitra
Koraita 2016
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:23
