Ô mifalia ry voavonjy (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ô mifalia ianao, ô ry voavonjy ô
Fa ilay Mesia tonga ho anao
Hanavotra sy hamonjy evadp ny olona
Anatin'ny obix haizina
Sy ny fahotana maro
Ô miravoa ary koa mifalia
Ô ry mpanota
Tonga tononkira.serasera.org mba ho anao i Mesia
Fiv :
Venteso ny hira hanako
Fa teraka Jeso, Izy no Mesia
Ô mifalia izao, teraka ilay Jeso
Tonga teto an-tany
Mietry ho ambany
Mba hamonjy ahy sy ianao
Anatin'ny ota maro
Ry noely mitondra hafaliana
Amin'ny isam-baravarana
Venteso ny hira hanako
Fa teraka Jeso, Izy no Mesia
And 2:
Nanetry tena ka tonga olombelona
Nafoiny ny fiandrianany
Noho ilay fitiavany anao
Ka tranon'omby mahantra
No indro iutauy mba natoriany
Ô asandrato hanaka-danitra
Ny hiranao fa
Tonga ny zanak'Andriamanitra
Koraita 2016
Ô mifalia ianao, ô ry voavonjy ô
Fa ilay Mesia tonga ho anao
Hanavotra sy hamonjy evadp ny olona
Anatin'ny obix haizina
Sy ny fahotana maro
Ô miravoa ary koa mifalia
Ô ry mpanota
Tonga tononkira.serasera.org mba ho anao i Mesia
Fiv :
Venteso ny hira hanako
Fa teraka Jeso, Izy no Mesia
Ô mifalia izao, teraka ilay Jeso
Tonga teto an-tany
Mietry ho ambany
Mba hamonjy ahy sy ianao
Anatin'ny ota maro
Ry noely mitondra hafaliana
Amin'ny isam-baravarana
Venteso ny hira hanako
Fa teraka Jeso, Izy no Mesia
And 2:
Nanetry tena ka tonga olombelona
Nafoiny ny fiandrianany
Noho ilay fitiavany anao
Ka tranon'omby mahantra
No indro iutauy mba natoriany
Ô asandrato hanaka-danitra
Ny hiranao fa
Tonga ny zanak'Andriamanitra
Koraita 2016
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 570
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:23
