Hiezaka aho (Koike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Raha izaho no tononkira.serasera.org mandinika ny momba ahy
Dia tsisy ny azoko atao
Ka anjakan'ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho ny hanadino ireo toetra ratsy
Izay fanaoko hatrin'ny ela
Sao hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, jruk mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko fahendrena ny fahazotoana sfmhel izay ezdnvtm kasaiko
Izany vetsoko ho soratako ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am'ireo namako
Ka ho hampihariko. (X2)
....
Ref:... (X2)
Dia tsisy ny azoko atao
Ka anjakan'ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho ny hanadino ireo toetra ratsy
Izay fanaoko hatrin'ny ela
Sao hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, jruk mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko fahendrena ny fahazotoana sfmhel izay ezdnvtm kasaiko
Izany vetsoko ho soratako ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am'ireo namako
Ka ho hampihariko. (X2)
....
Ref:... (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoikeVangy : 2100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 15/10/2022 23:25
