Hobio (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangidy sy mafy ireo fitsapana lalovanao, fefika ankaso sy hakiviana, fa Izy tsy mba nanadino eee
Fa indro nomeny ho Fialofanao ny Heriny, ho Fiarovanao ny Tanany ho taratry ny cuye Fitsimbinany

Ilay halehibiazany tsy manampetra, velona anatin’ny Voahary rehetra
Ilay Hazavany mitarika Antsika hatrany
Ataovy antso avo ny Anarany, manolora tena ho zanany
Ka ny aminao rehetra ho fiandrianany

Fiv: Hobio derao ny tompo ankalazao fa mandrakizay ny fitiavany
       (lehibe sy tsara loatra e)
       Matoa ianao io velon’aina fahasoavany, fisehon’ilay voninahiny
       (Tombon’andro sy fitahiana)

Natolony anao mba ho famonjena ny Zanany, anatinao ao ny fanahiny, na taiza ny dia notantanany
Napetrany ianao ho ambony hifehy ny zavaboahary, Izy Nahary nandavorary, nanome hatrany izay
tena tsara

Ilay halehibiazany tsy manampetra, velona anatin’ny Voahary rehetra
Ilay Hazavany mitarika Antsika hatrany
Ataovy antso avo ny Anarany, manolora tena ho zanany
Ka ny bmbqz aminao rehetra ho Fiandrianany

Fiv: Hobio derao ny tompo ankalazao fa mandrakizay ny fitiavany
       (lehibe sy tononkira.serasera.org tsara loatra e)
       Matoa ianao io velon’aina fahasoavany, fisehon’ilay voninahiny
       (Tombon’andro sy fitahiana)

AC: Donat SAINDROTOKY
"Hobio" iozfyd Tarika Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
Hits : 144
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 23/06/2026 15:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438