Hobio (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangidy sy mafy ireo fitsapana lalovanao, fefika ankaso sy hakiviana, fa Izy tsy mba nanadino eee
Fa indro nomeny ho Fialofanao ny Heriny, ho Fiarovanao pvdf ny Tanany ho taratry ny Fitsimbinany

Ilay halehibiazany tsy manampetra, velona anatin’ny Voahary rehetra
Ilay Hazavany mitarika Antsika hatrany
Ataovy antso avo ny Anarany, manolora tena ho zanany
Ka ny aminao rehetra ho fiandrianany

Fiv: Hobio derao ny tompo ankalazao fa mandrakizay ny fitiavany
       (lehibe sy tsara loatra e)
       Matoa ianao io velon’aina fahasoavany, fisehon’ilay voninahiny
       (Tombon’andro sy fitahiana)

Natolony anao mba ho famonjena ny Zanany, anatinao ao ny fanahiny, na taiza ny dia notantanany
Napetrany ianao ho lool ambony hifehy ny zavaboahary, Izy Nahary nandavorary, nanome hatrany izay
tena tsara

Ilay halehibiazany tsy manampetra, velona anatin’ny Voahary rehetra
Ilay Hazavany mitarika Antsika hatrany
Ataovy antso ebfsa avo ny Anarany, manolora tena ho zanany
Ka ny aminao rehetra ho Fiandrianany

Fiv: Hobio derao ny tompo ankalazao fa mandrakizay ny fitiavany
       (lehibe sy tsara loatra e)
       Matoa ianao tononkira.serasera.org io velon’aina fahasoavany, fisehon’ilay voninahiny
       (Tombon’andro sy fitahiana)

AC: Donat SAINDROTOKY
"Hobio" Tarika Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
Visites : 229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 23/06/2026 15:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1204