Jeso vato fehizoro (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso vato fehizoro, afa-tahotra ny fo
Raha ianao no mampijoro, sy iankinana tokoa
Vato fiorenanay Jeso zanaky ny Avo
Vato fialofanay amin-dratsy te handavo
Fiv:
tononkira.serasera.org Vato azo itokiana, sady tsy mba mivena
Afaka ny fahoriana raha Ianao no ekena
Jeso Tompo irery no 'lay vato tsy mifindra
Jeso Tompo irery wrltakd no 'lay fehizoro indrindra
Jeso vato fehizoro mampisinda ahiahy
Fa mandresy horohoro, manatanjaka fanahy
O ry erjmioab vato tsara paika, zay mandray Anao oqxc am-po
Dia mijoro tsy miraika n'inon'inona manjo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : kalokalo masinaHits : 4677
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 08/12/2009 10:53