HAHERY VA RE ILAY ANKASO (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahery va re ilay ankaso?
Ry fo lobgp mitaraina ô andraso!
Ny didin’ ilay fitsaràna,
Ny herin’ ilay qsnm fitondrana!

Ry rariny ô! ampio
Fa tononkira.serasera.org farany ê! anio
Ka hatony izao
Fa miandrandra anao

Ny ranomasina manonja
Moa ve dia tsy hitony
Sao vetivety monja
Dia tsy hitopa intsony

zvffgl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116