e diavolana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
auqzw e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dramiaramila arahim-basy bcnlesqk lava o!
e diavolana, diavolana re ny bxljpj andro,
fa ny vadin-dRasôrodany, miloloha varilava o!
e diavolana re ny andro, tononkira.serasera.org e diavolana ny andro,
ny vadin-dRakapiteny, mifehy vatsy lava!
asampino tsy miandry baiko, ny havanana mba ahitsio,
ambony, ambany, havia, havanana!
makotrena, ahitsano zareo,
farano amin’ ny zôvy rahavana,
zôvy, zôvy! zôvy, zôvy!
zôvy rahavana!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Justin RAJOROHits : 4924
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 29/05/2007 11:27