Mandrakizay (Julien Rassmann)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra mhuhhvs mety ho ahy, fa tsara fo fanahy
Dia omeko - ho anao tsy misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako diforgnr eto an-tany
Mbola hitohy hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any

Manam-petra mety ho lany
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria ilay fitia

Tsy atakalo, tsy ho soloiko
Ny fitiavako anao
Na hanambazana ahy aza izao tontolo izao
Fa tononkira.serasera.org ny ahy, ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy omeko teny iray
Tiako ianao e, mandrakizay
xkoddusk

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Julien Rassmann
Vangy : 989
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/09/2024 11:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124