Ianao no efa tia ahy taloha (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izaho ilay namaky trano
Raha ny lasako dia toy fiad ny angano
Efa nandeha teny jqwtm antsena
Toa mpivarotena aho,
Moa tia ahy va Ianao
dia toy ilay vehivavy njanga
Ilay satana koa mijoro hiampanga
Hitora-bato ahy ireo, ireo mpanora-dalana
Hitora-bato ahy va Ianao
Ankehitriny anefa fantatro
Ianao no efa tia ahy taloha
Jesosy o, ianao koa tsy nanameloka ahy
Na firy aza ny ota efa vitako
Navelanao ny heloko svei
Jesosy o, Ianao ilay niady ny adiko
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hametrahako ny fiainako
Velona ny mpanavotra tononkira.serasera.org ahy
Ianao ilay misosolo vava ahy
Rehefa nandray ny famonjena
Vita fanekena
Dia zay vao azo ekena
Raha ny lasako dia toy fiad ny angano
Efa nandeha teny jqwtm antsena
Toa mpivarotena aho,
Moa tia ahy va Ianao
dia toy ilay vehivavy njanga
Ilay satana koa mijoro hiampanga
Hitora-bato ahy ireo, ireo mpanora-dalana
Hitora-bato ahy va Ianao
Ankehitriny anefa fantatro
Ianao no efa tia ahy taloha
Jesosy o, ianao koa tsy nanameloka ahy
Na firy aza ny ota efa vitako
Navelanao ny heloko svei
Jesosy o, Ianao ilay niady ny adiko
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hametrahako ny fiainako
Velona ny mpanavotra tononkira.serasera.org ahy
Ianao ilay misosolo vava ahy
Rehefa nandray ny famonjena
Vita fanekena
Dia zay vao azo ekena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 3041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/01/2017 14:57
