Baba (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto anivon'ny fiderana
No avy manatitra izahay
Fanatitra fankasitrahana
Eo anivon'ny fiderana
Eo no anoloranay
Ny fonay feno fisaorana
(2×)
Ref :
Baba Eh ! izaho hidera Anao (×8)
(Mozika)
Aiza no misy ny fahafahana
Fa any no andehananay
Any fsrezta amin'izay misy fanapahana e
Eo anivon'ny fiderana e
Eo indrindra no tianay
Misy hery e, misy fahefana
(×2)
Ref : inmah
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×8)
Interlude
Iehhhhh,
Hidera e, hidera a ( ×3)
Hidera eee
Ref :
Baba zqxoii Ehh ! izaho hidera Anao (×4)
Baba Ehh ! Tiako ny anilanao e (×4)
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×4)
( Hidera Anao zaho)
izaho hidera Anao
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×3) tononkira.serasera.org
No avy manatitra izahay
Fanatitra fankasitrahana
Eo anivon'ny fiderana
Eo no anoloranay
Ny fonay feno fisaorana
(2×)
Ref :
Baba Eh ! izaho hidera Anao (×8)
(Mozika)
Aiza no misy ny fahafahana
Fa any no andehananay
Any fsrezta amin'izay misy fanapahana e
Eo anivon'ny fiderana e
Eo indrindra no tianay
Misy hery e, misy fahefana
(×2)
Ref : inmah
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×8)
Interlude
Iehhhhh,
Hidera e, hidera a ( ×3)
Hidera eee
Ref :
Baba zqxoii Ehh ! izaho hidera Anao (×4)
Baba Ehh ! Tiako ny anilanao e (×4)
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×4)
( Hidera Anao zaho)
izaho hidera Anao
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×3) tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 910
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitavavy
Daty : 30/08/2025 06:26
