Baba (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto anivon'ny fiderana No avy manatitra izahay
Fanatitra fankasitrahana
Eo anivon'ny fiderana
Eo no anoloranay
Ny fonay feno fisaorana
(2×)
Ref :
Baba Eh ! izaho hidera Anao (×8)
(Mozika)
Aiza no misy ny fahafahana
Fa any no andehananay
Any amin'izay misy fanapahana e
Eo anivon'ny fiderana e
Eo indrindra no tianay
Misy hery e, misy fahefana
(×2)
Ref :
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×8)
Interlude
Iehhhhh,
Hidera e, hidera a ( ×3)
Hidera eee
Ref :
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×4)
Baba Ehh ! Tiako ny anilanao e (×4)
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×4)
( Hidera Anao zaho)
izaho hidera Anao
Baba Ehh ! izaho hidera Anao (×3)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 235
Likes : 0 Like
Created by : Fitavavy
Date : 30/08/2025 06:26
