MBA RENAO VE? (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba renao ve ny hiran'ny anjely
Anaty sasakalim-be?
Milaza sy mitory, mampiely
Vaovao mahafaly tsara indrindra mba ho re.
Mba renao ve ny hiran'ny anjely
Anaty sasakalim-be?
Milaza sy mitory, mampiely
Vaovao mahafaly tsara indrindra mba ho re.
Fa teraka Jeso Mpanjaka avia mihoby
Ny hafaliana no atao mameno toby
Hikiaka, horakoraka no atao miloatra
Hanakoako hatrety ka hatrany ankoatra
Isika koa handeha anio
Ho mendrika ilay Famonjena
Hanolotra ny dpxksff fo madio
Am-pitiavana whhvo tsy terena
Isika koa handeha ka hampiely
Ny fahatongavany tety
Hitory, hanambara amin-kery
Fa nidina hamonjy antsika ny Mesia
Isika koa handeha ka hampiely
Ny fahatongavany tety
Hitory, hanambara amin-kery
Fa nidina hamonjy antsika ny Mesia
Ny vlzpbbv magy dia nanatitra ny volamena
Ny hanitra sy ny miora no nomena
Ny mpiandry ondry nandohalika, nitsaoka
Nanolotra ny haja ambony kanto loatra
Isika koa handeha anio
Ho mendrika ilay Famonjena
Hanolotra tononkira.serasera.org ny fo madio
Am-pitiavana tsy terena
Ny magy dia nanatitra ny volamena
Ny hanitra sy ny miora no nomena
Ny mpiandry ondry nandohalika, nitsaoka
Nanolotra ny haja ambony kanto loatra
Isika koa handeha anio
Ho mendrika ilay Famonjena
Hanolotra ny fo madio
Am-pitiavana tsy terena
Anaty sasakalim-be?
Milaza sy mitory, mampiely
Vaovao mahafaly tsara indrindra mba ho re.
Mba renao ve ny hiran'ny anjely
Anaty sasakalim-be?
Milaza sy mitory, mampiely
Vaovao mahafaly tsara indrindra mba ho re.
Fa teraka Jeso Mpanjaka avia mihoby
Ny hafaliana no atao mameno toby
Hikiaka, horakoraka no atao miloatra
Hanakoako hatrety ka hatrany ankoatra
Isika koa handeha anio
Ho mendrika ilay Famonjena
Hanolotra ny dpxksff fo madio
Am-pitiavana whhvo tsy terena
Isika koa handeha ka hampiely
Ny fahatongavany tety
Hitory, hanambara amin-kery
Fa nidina hamonjy antsika ny Mesia
Isika koa handeha ka hampiely
Ny fahatongavany tety
Hitory, hanambara amin-kery
Fa nidina hamonjy antsika ny Mesia
Ny vlzpbbv magy dia nanatitra ny volamena
Ny hanitra sy ny miora no nomena
Ny mpiandry ondry nandohalika, nitsaoka
Nanolotra ny haja ambony kanto loatra
Isika koa handeha anio
Ho mendrika ilay Famonjena
Hanolotra tononkira.serasera.org ny fo madio
Am-pitiavana tsy terena
Ny magy dia nanatitra ny volamena
Ny hanitra sy ny miora no nomena
Ny mpiandry ondry nandohalika, nitsaoka
Nanolotra ny haja ambony kanto loatra
Isika koa handeha anio
Ho mendrika ilay Famonjena
Hanolotra ny fo madio
Am-pitiavana tsy terena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1006
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jordana
Daty : 11/12/2019 13:47
