MAHANTRA IZAY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

https://tononkira.serasera.org/hira/jordana-sy-zoara-gae/mahantra-izay

1) Mahantra izay lavitra Anao
Ry Tompoko sy Andriamanitro, Ry Jeso
Mahantra izay lavitra Anao
Tsy afaka hahita fiadanana
REF : Ireo minia tsy mijery ny ampitTsiky dia ampysony
Tsy mitsinjo ny akaikin’i Jeso
Mahantra izay…
2) Mahantra izay saraka anao
Tsy mba mahita ny Fitiavan-dRay, Ry Jeso
Mahantra izay saraka Anao
Tsy afaka hifaly amin’ny fitia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 669
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tolorantsoa
Tamin'ny : 02/01/2015 19:38:29
ID : 7024

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo