Voady (Jon Mos John)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ity ny andro iray
Hilazako anao fa tiako ny hiaradia
Andro iray manan-danja amin'ny fiainana ny andro anio
Ka indro ambarako eto tsy hitomany aho na hisento srqdjy fa hifaly
Ho mandramaty ilay voadiko hoe ho anao
Ka indro averiko eto indray
Ilay voadiko
Omeko anao amin'izay ary avy amin'ny zhrxfkw foko
Tsy hadinoko ny fiarahana mctab
Hatramin'ny nanombohan'izao fiarahantsika izao e
Eny re ka na oviana, eny na oviana tononkira.serasera.org dia ho iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jon Mos JohnVangy : 550
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JacksyRose
Daty : 17/01/2025 17:17