Alokao (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo nantenaina rehetra taminao
Dia rava tsy nahafa-po ooo
Na tsara na ratsy izay rehetra natao
Najainao izy mbola ao.
’Zaho anie namoy ny rehetra ho anao
Koa raha tsy mety izany
Dia hojereko ihany
Ilay efa sasa-niandry
Dia hotiaviko izy, hotiaviko
Efa tsy ho tononkira.serasera.org ahy ihany ianao.
Omeko azy izay tokony ho anao
Omeko azy...
Dia hotiaviko izy, hotiaviko.
Ny fitiavako azy
Tsy maty fa takona ihany.
Koa raha qvskk niala ianao nanaloka tao
Hamiratra izy toa masoandro.
Dia hotiaviko izy, hotiaviko
Efa tsy cvng ho ahy ihany ianao
Omeko azy izay tokony ho anao
Omeko azy
Dia ejfofir hotiaviko izy, hotiaviko
Dia rava tsy nahafa-po ooo
Na tsara na ratsy izay rehetra natao
Najainao izy mbola ao.
’Zaho anie namoy ny rehetra ho anao
Koa raha tsy mety izany
Dia hojereko ihany
Ilay efa sasa-niandry
Dia hotiaviko izy, hotiaviko
Efa tsy ho tononkira.serasera.org ahy ihany ianao.
Omeko azy izay tokony ho anao
Omeko azy...
Dia hotiaviko izy, hotiaviko.
Ny fitiavako azy
Tsy maty fa takona ihany.
Koa raha qvskk niala ianao nanaloka tao
Hamiratra izy toa masoandro.
Dia hotiaviko izy, hotiaviko
Efa tsy cvng ho ahy ihany ianao
Omeko azy izay tokony ho anao
Omeko azy
Dia ejfofir hotiaviko izy, hotiaviko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JoharyVisites : 10051
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 17/02/2003 11:54
