IANAO TIA AHY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro weczov izay inoako
Sy ny ukzb fitiavany ahy
Miadana ny foko
Misinda ny ahiahy
Mety hiova izao rehetra izao
Tompo ô afa-tsy Ianao
Ianao tia ahy
Tsy miova tononkira.serasera.org fa mandrakizay
Tia ahy Ianao
Ianao tia ahy
Ka na ho foana aza Izao rehetra izao
Tompo ô cgoi mbola tia ahy Ianao
Sy ny ukzb fitiavany ahy
Miadana ny foko
Misinda ny ahiahy
Mety hiova izao rehetra izao
Tompo ô afa-tsy Ianao
Ianao tia ahy
Tsy miova tononkira.serasera.org fa mandrakizay
Tia ahy Ianao
Ianao tia ahy
Ka na ho foana aza Izao rehetra izao
Tompo ô cgoi mbola tia ahy Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 12957
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:48
