AMINAO NY FINOAKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/aminao-ny-finoako

Aminao ny finoako
Ka tsy hatahotra aho
Fa Ianao no ijoroako
Na ao anatin’ny ady sarotra aho

Handeha aho tsy ho reraka
Ny herintononkira.serasera.orgao manohana ahy
Ny fanahinao Tompo ô
Mitarika ahy, matoky aho

Hanidina hiakatra aho
Toy ny voromahery
Miandry Anao aho Tompo
Ka handroso hery ao Aminao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Mpamaky : 7128
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 05/09/2012 09:48:51
ID : 6157

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo