Tompo Ianao no heriko (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny herinao Tompo ô no herikoIanao mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ato anaty
Mety ho reraka
Fa Ianao mbola famonjena ho ahy
(in-2)
Fiverenana: Tompo ô Ianao, no heriko
Ny tànanao manohana
Aza avela aho
Hiala Aminao
Tompo ô f’eo Aminao
Ianao no heriko
Ny herinao Tompo ô no heriko
Ianao mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ato anaty
Mety ho reraka
Fa Ianao mbola famonjena ho ahy
Fiverenana (in-2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 15438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2006 07:42