You are here: home > Tononkira > Jiol'Ambup's

Thanks to God (Jiol'Ambup's)

https://tononkira.serasera.org/hira/jiol-ambups/thanks-to-god

Refrain:
Isaorako ny lanitra fa tsara ny andro. [Tsara ny andro – Tsa – Tsa – Tsara ny andro]
Isaorako ny lanitra fa teo ianao ouh. [Teo enao – Te – Te – Teo enao]
Thanks to God. [God] - Thanks to God. [God] - Thanks to God. [God – God - God]
I’m feeling so good. [Good] - feeling so good. [Good] - feeling so good. [Good – Good - Good]
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh [He – He – He – HE]
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh [He – He – He – HE]

Couplet I:
Be ny sedra fa ts koi fa isaorako Azy.
Fahasambarana hatreto ts sendra isaorako Azy.
Isaorako Izy nampisy n mafana sy ny freezz.
Nanome Hazavana na mandala krizy.
Avo ny lanitra ka ts takatro. Fa n’inona toetrako?
Enao ts niala an-tratrako. [Yeah]
Nitondra tsiky nanasitrana ny ratrako.
Kobok’oe miaritra, na tsy ikozy aza fa fantatro.
Ar’oe fantatro. Tsy maintsy ho fonja ny fasako.
Ra tamin’asako. Tsy maintsy hanonja ny lasako.
F’atreto alou a 2 isaorako Azy Teo ianao.
Na be ny kitoatoa Isaorako Azy tsy leo ianao.

Refrain:
Isaorako ny lanitra fa tsara ny andro. [Tsara ny andro – Tsa – Tsa – Tsara ny andro]
Isaorako ny lanitra fa teo ianao ouh. [Teo enao – Te – Te – Teo enao]
Thanks to God. [God] - Thanks to God. [God] - Thanks to God. [God – God - God]
I’m feeling so good. [Good] - feeling so good. [Good] - feeling so good. [Gootononkira.serasera.orgd – Good - Good]
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh [He – He – He – HE]
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh [He – He – He – HE]

Couplet II:
D mbola isaorako Azy nanome Mokon-doha.
Nampisy ny Jiol’Ambup’s tety #Ambohipo.
Ny equipa solide, ny inspiraka aty tsy vide.
Star ny attitude, ny laza ry Papi efa speed.
Isaorako izy nanome #Reny feno fahendrena.
Feno fitiavana dé kopy amlé fahalemena.
Oe olombelona ny tena mety handika Teny.
Mifona aminao a Neny fa ts nataoko ho ahy reny.
Tsy manana ah vali-babena, ny Lanitra no iangaviko.
Oe omeo hery sy tanjaka ny fianakaviako.
Isaorako Izy nandahatra ny lasa sy ny ho avy.
Ataovy Ambony ny herin-tsainao fa ho #BabekoNySazy.

Bridge 2x :
Ho babeko ny sazy.
Ny diako Izy no hitantana azy.
Isaorako Azy [Yo] ny anjara faha-2.
Ka dera sy Laza eran-tsaina eram-po [ouh].

Refrain 2x:
Isaorako ny lanitra fa tsara ny andro. [Tsara ny andro – Tsa – Tsa – Tsara ny andro]
Isaorako ny lanitra fa teo ianao ouh. [Teo enao – Te – Te – Teo enao]
Thanks to God. [God] - Thanks to God. [God] - Thanks to God. [God – God - God]
I’m feeling so good. [Good] - feeling so good. [Good] - feeling so good. [Good – Good - Good]
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh [He – He – He – HE]
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh
Hey oh - Hey oh - Hey oh - Hey oh [He – He – He – HE]

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jiol'Ambup's
Mpamaky : 2173
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/09/2014 21:42:41
ID : 6742

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo